Carlo Acutis Misionera 2.0 (Malagasy)

Carlo Acutis Misionera 2.0 (Malagasy)

1 k vistas • 1 de octubre de 2020 • 30:37

« Ramatoa ô, olona voahosotra iny zanakao iny ». fandren’i Antonia Acutis, renin’i Carlo matetika izany. « Voahosotra » hoe, fa dia nahoana àry ? Angaha moa dia nanana tombony mihoatra ny hafa i Carlo ? Tsia, misy dikany ny tsiambaratelon’i Carlo : i JESOA. Lasa namany tsy foiny avy hatrany i JESOA niantomboka ny Komonio voalohany. Ary tsy nivadika intsony izany. Mpankafy ny teknôlôjia vaovao rehetra I Carlo. Hany ka lasa isan’ireo voalohany tamin’ny fiandohany taona 2000 nikirakira ny aterineto mba hanapariahana ny Vaovao Mahafaly. Mpahay aterineto an’i JESOA i Carlo, cyber-apôstôly, irian’ny Pàpa atolotra an’ireo Tanora ho môdely. Matin’ny kanseran’ny rà mahery vaika manko i Carlo Acutis, zatovo nikoizana, hatsangana ho olon-tsambatra ao Asizy ny 20 ôktôbra 2020

Ce film est réalisé par la Communauté du Chemin Neuf via le réseau international de prière "Net for God" .

Pour plus d'informations : https://www.netforgod.tv
Facebook: @INTERNATIONAL.ECUMENICAL.FRATERNITY
Instagram: @net_for_god
Twitter: @NetforGod
Pour nous contacter : netforgod@chemin-neuf.org
Pour nous aider : https://www.tipeee.com/net-for-god-fr
menos

Idiomas :
Malagasy
Este medio también está disponible en :
Français
English
Deutsch
(arabic) العربي
հայերեն (armenian)
Español
Magyar
Italiano
Kirundi
Latviski
Lietuvių
Polski
Português
русский (russian)
Česky
Original sous-titré
Khmer
Українська (ukrainian)
日本 (japanese)
Canal: Net For God

Ver el tráiler